www.lyceehrdaniel.com

www.lyceehrdaniel.com

Ity tranonkala ity dia natokan'ny sekoly H.R.DANIEL, ifampizarana ny fiainan'ny sekoly manokana, ny fanabeazana sy ny fampianarana ary sehatra manodidina ireo amin'ny ankapobeny.

LYCEE PRIVE H.R.DANIEL

Nisokatra tamin'ny taom-pianarana 1999-2000 izy araka ny fahazoan-dalana nomen'ny MEN. Ankehitriny dia misy ny kilasy faha-6 hatramin'ny famaranana. Fampianarana ankapobeny no izoran'ny sekoly, nefa manome toerana betsaka ihany koa ireo haitao : Fitantanana, TIC, Electrotechnique, ary manome toerana mendrika ny fomba sy ny teny malagasy.

ECOLE PRIVEE H.R.DANIEL

Nandray mpianatra voalohany ny taom-pianarana 2000-2001 izy, rehefa nahazo alalana avy amin'ny CISCO Antananarivo-AVARADRANO. Ny zaza ao amin'ny "Maternelle" ka hatramin'ny ankizy ao amin'ny Septième no sahanina ao.

RAFITRA MISY AZY

Fokontany : Ambohipanja
ZAP : Ankadikely
CISCO : Antananarivo-AVARADRANO
DREN : ANALAMANGA